Tiako Ianao - D'Gary

Tiako Ianao - D'Gary

  • 출시년도: 2005
  • 언어: 마다가스카르 사람
  • 지속: 6:07

아래는 노래 가사입니다. Tiako Ianao , 아티스트 - D'Gary 번역 포함

노래 가사 " Tiako Ianao "

번역이 포함된 원본 텍스트

Tiako Ianao

D'Gary

Raha toa ka lasa ny fisainanao Ireo teny mamiko indray iainanao Tsy hoe vaovao,

fa fantatrao '

Reo teny tsotra hoe: «tena tiako ianao"Raha misy any ho any Afa-milaza zany '

Zaho akory tsy manahy Tsy mitovy (ny) fitavany sy ny ahy Ny endrikao,

ny fihetsikao Ny angolanao, ny tenanao rehetra Ny mombamomba anao,

etsetra etsetra…

Efa voateny, efa voatety ny fitiavako Ka matokia, tsy anio ihany fa ho doria.

Anhh…

Raha sendra kivy ianao Inty, eto aho Olon-tia anao, sady namanao '

Reo toky izay omeko, efa ekeko Toky tsotr (a)'izao: «tena tiako ianao»

Raha mafy sy mahery ireny sedra ireny Ho levona avokoa Fa isika roa hifankatoa

Iombona tokoa Ny endrikao, ny fihetsikao Ny angolanao, ny tenanao rehetra Ny

mombamomba anao, etsetra etsetra…

Efa voateny, efa voatety ny fitiavako Ka matokia, tsy anio ihany fa ho doria.

Ny endrikao …

tsy anio ihany fa ho doria (x N)

사이트에 새로운 텍스트와 번역이 추가되었습니다:

200만 개 이상의 가사

다양한 언어로 된 노래

번역

모든 언어로 고품질 번역

빠른 검색

몇 초 만에 원하는 텍스트를 찾으세요